1 - posté par faniian le Sam 19 Avr, 2008 10:51:30
salut ianao o!
alefako mp aminao ve le hira e? tsy mampalahelo ny mihaino azy fa ohatry ny vao maika lol beuh zany!!
alefako mp aminao ve le hira e? tsy mampalahelo ny mihaino azy fa ohatry ny vao maika lol beuh zany!! 2 - posté par faniian le Sam 19 Avr, 2008 12:15:11
rectification et précision:
c'est vrai que les paroles des chansons des Mahaleo sont terribles...mais leur mélodie fait qu'au final, tu n'as pas vraiment envie de te flinguer...pas comme si tu écoutais les chansons de Erick Manana ou Lolo sy ny tariny...et peut être aussi parce que dans ma tête,les chansons de Mahaleo sont liées à des souvenirs avec les amis ou d'autres moments de pure insouciance... et inconscience!
4 - posté par aurore le Dim 20 Avr, 2008 22:29:23
tsyki: siora amizany ve enao?
Fa: Marina mintsy aloha zany e .. Eric Manana tena maha-lasa gaigy, za rehefa sendra de toute facon manimanina ny te hody iny, ka mandeha tampoka Eric manana, tsy misy raisina tsony
Dia arakin'ny fiteninao azy indrindra no hitiavako an'Mahaleo ...