3 - posté par faniian le Jeu 26 Juin, 2008 12:26:22
za ary mahita hoe lava le izy, zany hoe tena mitombona tsara daholo le hevitra ry Diva... ary Aurore ve mahatsiaro ny tenany ho malagasy? (eny, tsapako fa manadala anao aho...)
4 - posté par aurore le Jeu 26 Juin, 2008 20:52:51
Bass: ie
Zafady e
... Fa: mazava ho azy
Tsy haiko ra mendrika ny hiteny an'zany za, mais je me sens comme telle
... Fa: mazava ho azy 5 - posté par faniian le Jeu 26 Juin, 2008 22:03:52
Manadala aho re...fa nahoana moa ianao no tsy mendrika ny hiteny an'izany?...vao maika ary tsara le izy koa...
6 - posté par mpandalo le Jeu 10 Juil, 2008 02:17:35
normal kia ny réaction an-dry ary tena azoko tsara satria izaho koa tsy mahazo ireo olona miteny hoe "te ho vazaha mafy enao zany" na hoe"enao anie tsy ho vazaha mandrakizay e!".
Ny tena tsy azoko, tsy hoe "lé coté agréable (comme tu l'as dit)" ihany no hindraindraina, fa aminy refa hoe gasy dia tsara foana.Tsy aiko aloha e, mety arakarakin'ny olona io, fa ireo mpiteny an'reo matetika dia tsy manaiky fiovana mihitsy, fa rehefa tsy fomba malagasy ny azy, dia ratsy foana. MISY fomba malagasy tena tsara fa raha aMIKO manokana misy ireo zay ovaiko sy avaotrako, satria any an-kafa (vazaha...) koa anie ka mba misy tsara henarana e!
(Enfin,j'espère que les personnes comme Divaniaina (qui semble être un grand penseur) auront l'opportunité de découvrir d'autres cultures tout aussi enrichissantes que la notre et de les accepter sans pour autant perdre leur "maha-malagasy azy".)
7 - posté par aurore le Mar 22 Juil, 2008 01:27:36
Ooooay, eeeela be re za vo tafan-dalo tato e, zafady a
Fa akotran'izay, misaotra anao, fa c'est soulageant à voir oe mety tsy tena nirediredy be, na oe niteniteny foana za (efa natahotra mantsy za io
)
8 - posté par asyha le Ven 25 Juil, 2008 20:18:47
hey! coucou! ndry tsy namako tsn fa ndry tsita tsn! lol! ms bn...

